-
KapokaFandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
-
-
Tsy nety nanome sakafo an’ireo miaramilan’i Gideona nanenjika ny mpanjakan’i Midianina ireo andriana sy anti-panahin’i Sokota niisa 77. Nokapohin’i Gideona àry izy ireo ka “nataony nahalala ny anarany.” Tsy karavasy anefa no nampiasainy fa tsilo sy voarointsilo tany an-tany efitra.—Mpts 8:7, 14, 16.
-
-
VoarointsiloFandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
-
-
VOAROINTSILO
Zavamaniry misy tahony feno tsilo, ary mety ho anarana iombonan’ny karazan-javamaniry be tsilo. Tsilo misy tendrony matsilotsilo (Centaurea scoparia) ny hoe barkanim (heb., voarointsilo), hoy ny manam-pahaizana sasany, ary mitovitovy amin’izany ihany ny anarany amin’ny teny arabo. Barkanim no nanafaizan’i Gideona an’ireo lehilahy tao Sokota tsy nety nanome mofo ny miaramilany noana, izay niady tamin’ny Midianita.—Mpts 8:6, 7, 16.
-