-
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’ny Samoela FaharoaNy Tilikambo Fiambenana—2005 | 15 Mey
-
-
8:2—Firy ny Moabita novonoina taorian’ny ady nifanaovany tamin’ny Israely? Tsy nisy fanisana angamba tamin’izany, fa fandrefesana no natao. Toa nasain’i Davida nandry nitandahatra teo amin’ny tany izy ireo, ary norefesina tamin’ny kofehy. Novonoina ny indroan’ny kofehy, izany hoe, ny androatokon’ny Moabita. Novelomina kosa ny fanintelon’ny kofehy, na ny ampahatelon’ny Moabita.
-
-
Hevitra Misongadina ao Amin’ny Bokin’ny Samoela FaharoaNy Tilikambo Fiambenana—2005 | 15 Mey
-
-
8:2. Tanteraka ny faminaniana nambara 400 taona talohan’io. (Nomery 24:17) Tanteraka foana ny tenin’i Jehovah.
-