Johanana Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2 7. Efraimita, ary rain’i Azaria izay lohany tao amin’ilay foko (t. 760 T.K.), fony nanjaka tany Joda i Ahaza ary nanjaka tany Israely i Peka.—2Ta 28:1, 6, 12. Jonatana Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2 12. Israelita iray taranak’i Adina. Nanan-janakalahy atao hoe Ebeda i Jonatana ary niara-niverina tamin’i Ezra tany Jerosalema izy io, tamin’ny 468 T.K., taorian’ny sesitany tany Babylona.—Ezr 8:1, 6.
7. Efraimita, ary rain’i Azaria izay lohany tao amin’ilay foko (t. 760 T.K.), fony nanjaka tany Joda i Ahaza ary nanjaka tany Israely i Peka.—2Ta 28:1, 6, 12.
12. Israelita iray taranak’i Adina. Nanan-janakalahy atao hoe Ebeda i Jonatana ary niara-niverina tamin’i Ezra tany Jerosalema izy io, tamin’ny 468 T.K., taorian’ny sesitany tany Babylona.—Ezr 8:1, 6.