HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | LIOKA 23-24 Tokony ho Vonona Hamela Heloka Isika 24:34 Iza izao no nanao zavatra nampalahelo ahy, nefa mbola tsy navelako ny helony? Inona no dikan’ny hoe “vonona hamela heloka”? (Sl 86:5) Mandinika ny olombelona mpanota i Jehovah sy ny Zanany. Raha vao hitan’izy ireo hoe miova ilay olona nanao fahadisoana, dia vonona hamela ny helony izy ireo.