-
Tiavo ny Olona Tian’Andriamanitra“Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
-
-
2 Tsy azo lavina àry ny voalazan’ny Ohabolana 13:20 hoe: “Ho hendry izay miaraka amin’ny hendry, fa hahita loza kosa izay minamana amin’ny tsisy saina.” Tsy olona mihaona tsindraindray no resahina eo fa olona mifanerasera foana, raha jerena ilay teny hoe “miaraka.” Manazava ny boky iray momba ny Baiboly fa midika hoe “tia sy miraiki-po” izy io. Tsy ekenao ve fa mora manahaka ny olona tiantsika isika? Miraiki-po aminy isika, ka mety hisy heriny be eo amintsika izy ary hitarika antsika hanao ny tsara na ny ratsy.
-
-
Tiavo ny Olona Tian’Andriamanitra“Mitoera ao Amin’ny Fitiavan’Andriamanitra”
-
-
a Nasain’i Jehovah nanao an’izany i Abrahama, satria tiany haseho fa hanao sorona ny Zanany lahitokana koa izy. (Jaona 3:16) Nosakanany tsy hamono an’i Isaka anefa i Abrahama, ary nomeny ondry hatao solony.—Genesisy 22:1, 2, 9-13.
-