FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Hazavana, Fahazavana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
    • Fankasitrahan’Andriamanitra no dikan’ny hoe ‘fahazavan’ny tavany.’ (Sl 44:3; 89:15) Midika ara-bakiteny hoe “hanandratra ny fahazavan’ny tavanao aminay” ny hoe “hankasitraka anay.” (Sl 4:6, f.a.p.) Midika hoe “fahazoana sitraka amin’ny mpanjaka” koa àry ny hoe ‘fahazavan’ny tarehiny.’​—Oh 16:15, f.a.p.

  • Orana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
    • Manazava ny Salamo faha-72 fa hanam-be sy hahazo fitahiana be dia be ny olona, rehefa mitondra ilay mpanjakan’Andriamanitra. Izany no dikan’ny hoe hidina na “hirotsaka toy ny orana eo amin’ny ahitra vao avy nanapahana [ilay mpanjaka], eny, toy ny oram-be mandena ny tany” ka mampandrobona ny zavamaniry. (Sl 72:1, 6; ampit. 2Sa 23:3, 4.) Voalaza koa fa “toy ny rahona mitondra oran-dohataona” ny fankasitrahan’ny mpanjaka. Ny rahona toy izany no antoka fa ho avy ny orana ilain’ny voly mba hahatonga azy hamoa. Toy izany ny fankasitrahan’ny mpanjaka, satria manome antoka fa hisy zavatra tsara ho avy.​—Oh 16:15.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2027)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara