-
Ny Fikasan’i Jehovah Hamely Ireo FirenenaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
21, 22. Firenena iza no nahazo ny fanamelohana nanaraka, ary ahoana no nahatanterahan’ireo teny azon’i Isaia tamin’ny tsindrimandry ireo?
21 Tamin’ny toe-javatra roa, fara fahakeliny, i Etiopia, eo atsimon’i Ejipta, dia niady ara-tafika tamin’i Joda. (2 Tantara 12:2, 3; 13:23; 14:8-14; 16:8). Izao i Isaia dia maminany ny amin’ny fanamelohana an’io firenena io: “Indrisy ny tany be fibiziziokan’elatra! izay any an-dafin’ny onin’i Etiopia”. (Vakio ny Isaia 18:1-6.)a Nandidy i Jehovah fa ‘horantsanana sy hotapahina ary hesorina’ i Etiopia.
-
-
Ny Fikasan’i Jehovah Hamely Ireo FirenenaNy Faminanian’i Isaia—Fahazavana ho An’ny Olombelona Rehetra I
-
-
a Misy manam-pahaizana manipy hevitra fa ilay teny hoe “tany be fibiziziokan’elatra” dia manondro ireo andiam-balala izay mandrakotra an’i Etiopia tsindraindray. Ny hafa kosa milaza fa ilay teny hebreo hoe tsela·tsalʹ, nadika hoe ‘fibizizioka’, dia mitovy feo amin’ilay anarana hoe tsaltsalya, nomen’ny Galla, mponina hamitika monina any Etiopia ankehitriny, ho an’ny lalitra tsetse.
-