HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | JEREMIA 51-52
Tanteraka Amin’ny An-tsipiriany ny Tenin’i Jehovah
Noresahin’i Jehovah tamin’ny an-tsipiriany ny zavatra mbola hitranga
“Ataovy maranitra ny zana-tsipìka”
“Tsy niady intsony ireo lehilahy mahery tao Babylona”
Hoy ny Tantaran’i Nabonida: ‘Tafiditra tao Babylona ny tafik’i Kyrosy, nefa tsy nila niady akory.’ Mifanaraka tsara amin’ny faminanian’i Jeremia izany
“Ho lasa korontam-bato miavosa” i Babylona ary “ho lao tanteraka ... mandritra ny fotoana tsy voafetra”
Nihalefy ny lazan’i Babylona nanomboka tamin’ny 539 T.K. Nikasa hanao azy io ho renivohiny i Aleksandra Lehibe, saingy maty tampoka izy. Mbola nisy Jiosy nipetraka tao Babylona, tamin’ny taonjato voalohany A.K., ka nankany ny apostoly Petera. Rava tanteraka anefa izy io tamin’ny taonjato fahefatra, ary lasa aolo