-
Fanontanian’ny MpamakyNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Jona
-
-
▪ Tsy ny firenena matanjaka rehetra no aseho amin’ilay sarivongana ngezabe hitan’i Nebokadnezara Mpanjaka, fa ireo firenena matanjaka dimy nanomboka tamin’ny andron’i Daniela ka nanohitra ny vahoakan’i Jehovah.—Dan. 2:31-45.
-
-
Fanontanian’ny MpamakyNy Tilikambo Fiambenana—2012 | 15 Jona
-
-
a Mifanitsy amin’ny antokon’olona ilay tanimanga. Ao amin’ny Firenena Matanjaka Anglisy-Amerikanina, sy any amin’ny firenena anjakany, no misy an’io tanimanga io. Tsy mety matanjaka araka ny tokony ho izy ny Firenena Matanjaka Anglisy-Amerikanina, noho ny ataon’ireo antokon’olona ireo.
-