-
JesoaFandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
-
-
Nilazan’i Jehovah i Zakaria, indray mandeha, mba hanisy satroboninahitra teo amin’ny lohan’i Josoa (Jesoa) sy hiteny hoe: “Io ilay lehilahy antsoina hoe Tsimoka. ... Hanorina ny tempolin’i Jehovah izy. ... Ho mpisorona mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana izy.” Ho tanteraka amin’ny hoavy io faminaniana io. Samy hafa mihitsy mantsy ny asan’ny mpisorona sy ny an’ny mpanjaka teo ambanin’ny Lalàna, sady tsy nanjaka tany Israely i Josoa Mpisoronabe.—Za 6:11-13.
-
-
Seza FiandriananaFandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
-
-
Naminany i Zakaria fa “ho mpisorona mipetraka eo amin’ny seza fiandrianana” ilay lehilahy antsoina hoe “Tsimoka”, izay hanorina ny tempolin’i Jehovah. Hoy tokoa i Paoly momba an’i Jesosy: “Mpisoronabe [toa an’i Melkizedeka mpanjaka sady mpisorona] no ananantsika, ary mipetraka eo ankavanan’ny seza fiandrianan’ny Lehibe any an-danitra izy.” (Za 6:11-13; He 8:1) Hitan’i Jaona tao amin’ny fahitana i Kristy Jesosy sy ireo mpanjaka sy mpisorona hiara-manjaka aminy arivo taona. Ireo Kristianina tsy mivadika ireo no trano ara-panahy na toerana masin’Andriamanitra.—Ap 20:4, 6; 1Pe 2:5.
-