-
Mampahafantatra ny “Fahendren’Andriamanitra” i JesosyManatòna An’i Jehovah
-
-
1-3. Ahoana no nandraisan’ny mpiara-monina tamin’i Jesosy ny fampianarany, ary inona no tsy neken’izy ireo momba azy?
GAGA ireo mpihaino. Nitsangana teo anoloan’izy ireo sy nampianatra azy tao amin’ny synagoga, i Jesosy, lehilahy tanora. Fantatr’izy ireo tsara izy, satria ankizy nihalehibe teo an-tanànany, ary efa mpandrafitra teo amin’izy ireo nandritra ny taona maro. Mety ho i Jesosy mihitsy no nanao ny tranon’ny sasany tamin’izy ireo, na ny angadinomby sy zioga nampiasainy.a Ahoana anefa no fandraisan’izy ireo ny fampianaran’io mpandrafitra taloha io?
-
-
Mampahafantatra ny “Fahendren’Andriamanitra” i JesosyManatòna An’i Jehovah
-
-
a Nanao trano ny mpandrafitra tamin’ny andron’ny Baiboly, sady nanao fanaka sy fitaovam-pambolena. Izao no nosoratan’i Justin Maritiora, tamin’ny taonjato faharoa, momba an’i Jesosy: “Efa mpandrafitra foana izy, ka nanao angadinomby sy zioga.”
-