-
AlikaFandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
-
-
Manana heviny ratsy foana ny alika an’ohatra, ka hoy i Jesosy momba ny fietren’ilay Lazarosy tao amin’ny fanoharana nataony: “Tonga ny alika nilelaka ny feriny.” (Lk 16:21) Aleo anefa alika velona toy izay liona maty tsy mahalala na inona na inona, satria sarobidy ny aina.—Mpto 9:4, 5.
-
-
FanoharanaFandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
-
-
Lazarosy no teny grika mifanitsy amin’ny hoe Eleazara amin’ny teny hebreo, izay midika hoe “Andriamanitra dia Nanampy.” Alika mpirenireny angamba sady noheverina ho biby maloto ireo alika nilelaka ny feriny. Teo an-tratran’i Abrahama i Lazarosy, amin’ny heviny hoe nankasitrahana izy. (Ampit. Jn 1:18.) Fanaon’ny olona tamin’izany mantsy ny nandry ilika rehefa nisakafo, ka afaka niankina teo an-tratran’ny namany izy.—Jn 13:23-25.
-