-
Mandefera, Mahaiza MandanjalanjaNy Tilikambo Fiambenana—2008 | 15 Martsa
-
-
2 Hoy ny apostoly Paoly: “Aoka ho fantatry ny rehetra fa mahay mandanjalanja [na mandefitra] ianareo.”a (Fil. 4:5) Midika koa hoe manaiky tanteraka ny fahefana ilay hoe “mandefitra.” Tompo sy Lohan’ny fiangonana kristianina i Kristy Jesosy. (Efes. 5:23) Azo lazaina hoe mahay mandanjalanja na mandefitra àry isika tsirairay, rehefa manaiky ny fitarihany sy mandefitra amin’ny hafa.
-
-
Mandefera, Mahaiza MandanjalanjaNy Tilikambo Fiambenana—2008 | 15 Martsa
-
-
a Sarotra ny mahita teny tokana handikana an’io teny nampiasain’ny apostoly Paoly io. Hoy ny boky iray: “Ny dikan’izy io dia hoe vonona hampandefitra ny zon’ny tena, ary manisy fiheverana ny hafa sy tsara fanahy aminy.” Izy io àry dia midika hoe mandefitra sy mahay mandanjalanja, ka tsy manizingizina ny hampiharana ny lalàna amin’ny fomba hentitra be, na mitaky ny zon’ny tena.
-