1
Nosoratana anarana ny lehilahy hanompo ao amin’ny tafika (1-46)
Tsy nakambana tamin’ireo hanompo ao amin’ny tafika ny Levita (47-51)
Nalamina tsara ny toby (52-54)
2
3
Ny zanakalahin’i Arona (1-4)
Nofidina hanao fanompoana ny Levita (5-39)
Navotana ny lahimatoa (40-51)
4
Ny fanompoan’ny Kehatita (1-20)
Ny fanompoan’ny Gersonita (21-28)
Ny fanompoan’ny Merarita (29-33)
Ny voasoratra anarana rehetra (34-49)
5
Natokan-toerana izay maloto (1-4)
Miaiky fahotana sy manome onitra (5-10)
Rano fitsapana an’izay nahiahina ho nanitsakitsa-bady (11-31)
6
7
8
Narehitr’i Arona ny jiro fito (1-4)
Nodiovina ny Levita; nanomboka nanompo (5-22)
Taonan’ny Levita nahazo nanompo (23-26)
9
10
Trompetra volafotsy (1-10)
Niala tany Sinay (11-13)
Filaharan’ny Israelita rehefa niainga (14-28)
Nasaina hitari-dalana ny Israelita i Hobaba (29-34)
Vavaka nataon’i Mosesy rehefa niainga ny toby (35, 36)
11
Nitaraina mafy ny vahoaka ka nandefa afo i Jehovah (1-3)
Nitomany ny vahoaka fa te hihinan-kena (4-9)
Nilaza i Mosesy hoe tsy vitany ny mitondra an’ilay vahoaka (10-15)
Nomen’i Jehovah ny fanahiny ny anti-panahy 70 (16-25)
Eldada sy Medada; saro-piaro tamin’ny fahefan’i Mosesy i Josoa (26-30)
Nandefasana papelika ny vahoaka; nosazina fa tia tena loatra (31-35)
12
Nanohitra an’i Mosesy i Miriama sy Arona (1-3)
Niaro an’i Mosesy i Jehovah (4-8)
Lasa boka i Miriama (9-16)
13
14
Te hiverina tany Ejipta ny vahoaka (1-10)
Tezitra i Jehovah; nifona ho an’ny vahoaka i Mosesy (11-19)
Sazy: 40 taona any an-tany efitra (20-38)
Resin’ny Amalekita ny Israely (39-45)
15
Lalàna momba ny fanatitra (1-21)
Fanatitra rehefa nanota tsy nahy (22-29)
Sazin’izay nanao fanahy iniana nanota (30, 31)
Novonoina ilay tsy nitandrina ny Sabata (32-36)
Tokony hasiana mikiramborambo ny morontongotr’akanjo (37-41)
16
17
18
Andraikitry ny mpisorona sy ny Levita (1-7)
Anjaran’ny mpisorona (8-19)
Nahazo ampahafolon-karena ny Levita dia nanome koa (20-32)
19
20
Maty tao Kadesy i Miriama (1)
Nikapoka an’ilay vatolampy i Mosesy ary nanota (2-13)
Tsy navelan’i Edoma handalo tao amin’ny taniny ny Israelita (14-21)
Maty i Arona (22-29)
21
Resy ny mpanjakan’i Arada (1-3)
Bibilava varahina (4-9)
Nihodidina an’i Moaba ny Israelita (10-20)
Resy i Sihona mpanjakan’ny Amorita (21-30)
Resy i Oga mpanjakan’ny Amorita (31-35)
22
23
24
25
26
27
28
29
30
31
32
33
34
35
36