NAHOMA TOPY MASO 1 Mamaly ny fahavalony i Jehovah (1-7) Mitaky ny hanompoana azy irery ihany i Jehovah (2) Tsy hadinon’i Jehovah izay mialoka eo aminy (7) Horavana i Ninive (8-14) Tsy hitranga fanindroany ny fahoriana (9) Vaovao tsara ho an’i Joda (15) 2 Ho ravarava i Ninive (1-13) “Hisokatra ny vavahadin’ny renirano” (6) 3 “Hahita loza ilay tanàna mpandatsa-dra!” (1-19) Ny antony nanamelohana an’i Ninive (1-7) Horavana hoatran’i No-amona i Ninive (8-12) Tsy maintsy ho rava i Ninive (13-19)