MARKA
TOPY MASO
-
Nitory i Jaona Mpanao Batisa (1-8)
Natao batisa i Jesosy (9-11)
Naka fanahy an’i Jesosy i Satana (12, 13)
Nanomboka nitory tany Galilia i Jesosy (14, 15)
Mpianatra voalohany nantsoina (16-20)
Namoaka fanahy maloto i Jesosy (21-28)
Nanasitrana marary be dia be tany Kapernaomy i Jesosy (29-34)
Nivavaka tany amin’ny toerana mitokana (35-39)
Boka iray nositranina (40-45)
-
Nanome sakafo ho an’olona 4 000 i Jesosy (1-9)
Nangataka famantarana ny Fariseo (10-13)
Lalivain’ny Fariseo sy lalivain’i Heroda (14-21)
Lehilahy jamba nositranina tany Betsaida (22-26)
Fantatr’i Petera hoe i Jesosy no Kristy (27-30)
Nolazain’i Jesosy mialoha hoe hovonoina ho faty izy (31-33)
Ny tena mpianatr’i Jesosy (34-38)
-
Fiovan-tarehy (1-13)
Nositranina ny ankizilahy iray nisy demonia (14-29)
Tsy misy tsy vitan’ny manam-pinoana (23)
Nolazain’i Jesosy indray hoe hovonoina ho faty izy (30-32)
Niady hevitra ny mpianatra hoe iza no lehibe (33-37)
Izay tsy manohitra antsika dia manohana antsika (38-41)
Vato mahatafintohina (42-48)
“Manàna sira ao anatinareo” (49, 50)
-
Fanambadiana sy fisarahana (1-12)
Nitso-drano ny ankizy i Jesosy (13-16)
Fanontanian’ilay tovolahy mpanankarena (17-25)
Mahafoy zavatra ho an’ilay Fanjakana (26-31)
Nolazain’i Jesosy indray hoe hovonoina ho faty izy (32-34)
Fangatahan’i Jakoba sy Jaona (35-45)
Vidim-panavotana ho an’ny maro i Jesosy (45)
Nositranina i Bartimeo jamba (46-52)
-
Fanoharana momba ny mpamboly namono olona (1-12)
Andriamanitra sy Kaisara (13-17)
Fanontaniana momba ny fitsanganana amin’ny maty (18-27)
Ny didy roa lehibe indrindra (28-34)
Zanak’i Davida ve i Kristy? (35-37a)
Mitandrema amin’ny mpanora-dalàna (37b-40)
Vola madinika roa nomen’ilay vehivavy mpitondratena (41-44)
-
Nitetika ny hamono an’i Jesosy ny mpisorona (1, 2)
Menaka manitra nararaka teo amin’i Jesosy (3-9)
Namadika an’i Jesosy i Jodasy (10, 11)
Ny Paska farany (12-21)
Ny Sakafo Harivan’ny Tompo voalohany (22-26)
Nilaza i Jesosy hoe handa azy i Petera (27-31)
Nivavaka tao Getsemane i Jesosy (32-42)
Nosamborina i Jesosy (43-52)
Teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy (53-65)
Nanda an’i Jesosy i Petera (66-72)
-
Natsangana tamin’ny maty i Jesosy (1-8)