(Arnỳ).
Razamben’i Jesosy Kristy. Ny hoe Arny dia teny iray tarika amin’ny teny grika iray mifanitsy amin’ny anarana hebreo hoe Rama. Soratana hoe Arama kosa io Rama io ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo.—Lk 3:33; 1Ta 2:10; jereo RAMA, I No. 2.