2 Samoela 8:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Ary nametrahany toby miaramila tany Edoma.+ Eny, nametrahany toby miaramila eran’i Edoma, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+ Malakia 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Tia anareo aho”,+ hoy i Jehovah. Hoy anefa ianareo: “Ahoana no ilazanao fa tia anay ianao?”+ Dia hoy i Jehovah: “Tsy rahalahin’i Jakoba ve i Esao?+ Tiako anefa i Jakoba,+ Romanina 9:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 dia izao no nolazaina tamin’i Rebeka: “Ny zokiny hanompo ny zandriny”,+
14 Ary nametrahany toby miaramila tany Edoma.+ Eny, nametrahany toby miaramila eran’i Edoma, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+
2 “Tia anareo aho”,+ hoy i Jehovah. Hoy anefa ianareo: “Ahoana no ilazanao fa tia anay ianao?”+ Dia hoy i Jehovah: “Tsy rahalahin’i Jakoba ve i Esao?+ Tiako anefa i Jakoba,+