1 Tantara 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nametrahany toby miaramila tany Edoma, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+ Salamo 37:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa tia rariny i Jehovah,+Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ע [Aina] Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+ Salamo 60:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Andriamanitra no hahazoanay hery,+Ary izy mihitsy no hanosihosy ny fahavalonay.+
13 Koa nametrahany toby miaramila tany Edoma, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+
28 Fa tia rariny i Jehovah,+Ka tsy hahafoy an’izay tsy mivadika aminy.+ע [Aina] Ho voaro mandritra ny fotoana tsy voafetra izy ireo,+Fa horinganina kosa ny taranaky ny ratsy fanahy.+