Genesisy 37:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Vao lavitra izy dia tazan’izy ireo. Ary raha mbola tsy tonga teny akaikin’izy ireo akory izy, dia nanaovan’ireo tetika hovonoina ho faty.+ Salamo 64:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Mikasa foana ny hanao ny tsy marina ireny,+Ary mikotrika teti-dratsy efa maty paika.+Tsy hay fantarina ny ao anatin’ny tsirairay aminy, eny, ny ao am-pony.+ Ohabolana 6:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny maso miandranandrana,+ ny lela fandainga,+ ny tanana mandatsaka ny ran’ny tsy manan-tsiny,+
18 Vao lavitra izy dia tazan’izy ireo. Ary raha mbola tsy tonga teny akaikin’izy ireo akory izy, dia nanaovan’ireo tetika hovonoina ho faty.+
6 Mikasa foana ny hanao ny tsy marina ireny,+Ary mikotrika teti-dratsy efa maty paika.+Tsy hay fantarina ny ao anatin’ny tsirairay aminy, eny, ny ao am-pony.+