Genesisy 48:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Taorian’ny nialako tany Padana,+ dia maty teo anatrehako i Rahely,+ tany Kanana. Teny an-dalana ho any Efrata+ izahay tamin’izay, ary mbola lavitra i Efrata, izany hoe Betlehema.+ Koa naleviko tamin’iny lalana mankany Efrata iny izy.”
7 Taorian’ny nialako tany Padana,+ dia maty teo anatrehako i Rahely,+ tany Kanana. Teny an-dalana ho any Efrata+ izahay tamin’izay, ary mbola lavitra i Efrata, izany hoe Betlehema.+ Koa naleviko tamin’iny lalana mankany Efrata iny izy.”