Genesisy 25:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Koa hoy i Esao tamin’i Jakoba: “Mba omeo indray mandrapaka amin’io mena io aho! Haingana fa reraka aho! Omeo amin’io mena io aho ho’aho!” Izany no antony nanaovana ny anarany hoe Edoma.*+ Deoteronomia 23:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 “Aza mankahala Edomita, fa rahalahinao izy.+ “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba mpivahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+ Ezekiela 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ny namelezan’i Edoma ny taranak’i Joda ka nanaovany valifaty tamin’izy ireo, ary noho ny nanaovany zava-dratsy be dia be sy nanaovany valifaty tamin’izy ireo,+ Romanina 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 araka ny voasoratra hoe: “Tiako i Jakoba, fa i Esao kosa halako.”+
30 Koa hoy i Esao tamin’i Jakoba: “Mba omeo indray mandrapaka amin’io mena io aho! Haingana fa reraka aho! Omeo amin’io mena io aho ho’aho!” Izany no antony nanaovana ny anarany hoe Edoma.*+
7 “Aza mankahala Edomita, fa rahalahinao izy.+ “Aza mankahala Ejipsianina, fa efa mba mpivahiny tany amin’ny taniny ihany ianao.+
12 “Izao no nolazain’i Jehovah Tompo Fara Tampony: ‘Noho ny namelezan’i Edoma ny taranak’i Joda ka nanaovany valifaty tamin’izy ireo, ary noho ny nanaovany zava-dratsy be dia be sy nanaovany valifaty tamin’izy ireo,+