Genesisy 28:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary i Jehovah no teo an-tampon’ilay tohatra. Dia hoy izy:+ “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama rainao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Ny tany izay atorianao dia homeko anao sy ny taranakao.+ Hosea 12:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nitolona tamin’ny anjely izy, ary nandresy.+ Dia nitomany izy, ka nitalaho famindram-po.”+ Tao Betela no nahitan’Andriamanitra azy,+ ary tao no niresahany tamintsika.+
13 Ary i Jehovah no teo an-tampon’ilay tohatra. Dia hoy izy:+ “Izaho no Jehovah, ilay Andriamanitr’i Abrahama rainao sy Andriamanitr’i Isaka.+ Ny tany izay atorianao dia homeko anao sy ny taranakao.+
4 Nitolona tamin’ny anjely izy, ary nandresy.+ Dia nitomany izy, ka nitalaho famindram-po.”+ Tao Betela no nahitan’Andriamanitra azy,+ ary tao no niresahany tamintsika.+