Genesisy 16:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary hoy koa ilay anjelin’i Jehovah taminy: “Hataoko maro be ny taranakao,+ ka tsy ho voaisa izy noho ny hamaroany.”+ Genesisy 17:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Efa reko koa anefa izay nolazainao momba an’i Ismaela. Hotahiko izy ka hataoko manan-taranaka. Ary hataoko maro dia maro ny taranany.+ Hiteraka mpiadidy roa ambin’ny folo izy, ka hataoko ho lasa firenena lehibe.+ Genesisy 25:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary izao no tantaran’i Ismaela+ zanakalahin’i Abrahama, izay naterak’i Hagara Ejipsianina mpanompovavin’i Saraha:+
10 Ary hoy koa ilay anjelin’i Jehovah taminy: “Hataoko maro be ny taranakao,+ ka tsy ho voaisa izy noho ny hamaroany.”+
20 Efa reko koa anefa izay nolazainao momba an’i Ismaela. Hotahiko izy ka hataoko manan-taranaka. Ary hataoko maro dia maro ny taranany.+ Hiteraka mpiadidy roa ambin’ny folo izy, ka hataoko ho lasa firenena lehibe.+
12 Ary izao no tantaran’i Ismaela+ zanakalahin’i Abrahama, izay naterak’i Hagara Ejipsianina mpanompovavin’i Saraha:+