17 Dia nanao ny fitoeran-jiro+ tamin’ny volamena tsy misy fangarony izy, ka marotoa no nanefeny azy. Avy tamin’ny vatan’ilay fitoeran-jiro ihany ny tongony sy ny sampany sy ny voninkazony sy ny bokony ary ny felany.+
49 sy ny fitoeran-jiro+ volamena tsy misy fangarony,+ dimy teo ankavanana ary dimy teo ankavia, teo anoloan’ny efitra anatiny indrindra, sy ny felan’ny+ fitoeran-jiro sy ny jiro+ sy ny fihazonana lahin-jiro,+ izay samy volamena,
2 Fa naorina ny efitra voalohan’ny tranolay,+ ka tao amin’io efitra io no nisy ny fitoeran-jiro+ sy ny latabatra+ ary ny mofo+ aseho. Ary nantsoina hoe “ny Toerana Masina”+ io efitra io.