2 Mpanjaka 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia lasa nidina i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Ary lasa tahaka ny nofon-jazalahikely indray ny nofony,+ ka nadio izy.+ Matio 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady nanao hoe: “Sitrako tokoa. Madiova ianao.”+ Voadio niala taminy avy hatrany ny habokany.+
14 Dia lasa nidina i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Ary lasa tahaka ny nofon-jazalahikely indray ny nofony,+ ka nadio izy.+
3 Koa nanatsotra ny tanany i Jesosy ka nikasika azy, sady nanao hoe: “Sitrako tokoa. Madiova ianao.”+ Voadio niala taminy avy hatrany ny habokany.+