7 Ary hoy Andriamanitra avy eo: “Atsofohy ao amin’ilay miforitra eo amin’ny tratran’akanjonao indray ny tananao.” Dia natsofony tao indray ny tanany, ka nony navoakany, dia niverina tamin’ny laoniny, ka lasa nitovy tamin’ny vatany manontolo.+
4 Ny aretinay tokoa no nentiny,+ ary ny fanaintainanay no nozakainy.+ Nihevitra anefa izahay fa niharan’ny loza+ sy kapoka ary fampahoriana+ avy tamin’Andriamanitra+ izy.