41 Ampiakanjoy an’ireo i Arona rahalahinao sy ny zanany lahy, ka hosory ho mpisorona+ sady omeo fahefana*+ ary hamasino. Dia hanao ny asan’ny mpisorona eo anatrehako izy ireo.
5 Tsy ny tenanay akory no mahatonga anay ho ampy fahaizana ka hanjary hihevitra fa avy aminay izany fahaizana izany.+ Fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay ho ampy fahaizana.+