1 Korintianina 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Tsy fantatrareo ve fa izay manao asa masina dia mihinana+ izay ao amin’ny tempoly, ary izay manompo mandrakariva+ eo amin’ny alitara dia miara-mahazo anjara amin’ny alitara? 1 Korintianina 9:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Toy izany koa fa nodidian’ny Tompo+ hivelona amin’ny vaovao tsara izay mitory ny vaovao tsara.+
13 Tsy fantatrareo ve fa izay manao asa masina dia mihinana+ izay ao amin’ny tempoly, ary izay manompo mandrakariva+ eo amin’ny alitara dia miara-mahazo anjara amin’ny alitara?