1 Mpanjaka 18:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Efa dila ny mitataovovonana, nefa mbola nanao hoatran’ny mpaminany+ teo foana izy ireo, mandra-pahatongan’ny fotoana fanolorana ny fanatitra varimbazaha. Mbola tsy nisy feo re ihany anefa, sady tsy nisy namaly na nihaino.+ Salamo 141:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Enga anie ny vavaka ataoko ka ho voaomana tsara toy ny emboka manitra+ eo anatrehanao,+Ary ny fanandratako ny tanako ho toy ny fanatitra varimbazaha fanolotra takariva!+
29 Efa dila ny mitataovovonana, nefa mbola nanao hoatran’ny mpaminany+ teo foana izy ireo, mandra-pahatongan’ny fotoana fanolorana ny fanatitra varimbazaha. Mbola tsy nisy feo re ihany anefa, sady tsy nisy namaly na nihaino.+
2 Enga anie ny vavaka ataoko ka ho voaomana tsara toy ny emboka manitra+ eo anatrehanao,+Ary ny fanandratako ny tanako ho toy ny fanatitra varimbazaha fanolotra takariva!+