Isaia 54:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ny zanakao rehetra+ dia hampianarin’i Jehovah,+ ka ho be ny fiadanan’ny zanakao.+ 1 Korintianina 1:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Eny, misaotra azy aho fa nanjary nanan-karena+ tao amin’i Kristy amin’ny zava-drehetra ianareo, dia amin’ny fahaiza-mitory sy amin’ny fahalalana feno,+ 2 Korintianina 3:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Tsy ny tenanay akory no mahatonga anay ho ampy fahaizana ka hanjary hihevitra fa avy aminay izany fahaizana izany.+ Fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay ho ampy fahaizana.+
5 Eny, misaotra azy aho fa nanjary nanan-karena+ tao amin’i Kristy amin’ny zava-drehetra ianareo, dia amin’ny fahaiza-mitory sy amin’ny fahalalana feno,+
5 Tsy ny tenanay akory no mahatonga anay ho ampy fahaizana ka hanjary hihevitra fa avy aminay izany fahaizana izany.+ Fa Andriamanitra kosa no mahatonga anay ho ampy fahaizana.+