21 Tapa-kevitra mihitsy aho ny hidina, mba hahitako raha tena araka ny fitarainana tonga atỳ amiko tokoa ny zavatra ataony. Ary raha tsy araka izany, dia ho fantatro koa.”+
2 Tsarovy ny lalana rehetra nasain’i Jehovah Andriamanitrao nalehanao tany an-tany efitra nandritra izay efapolo taona+ izay, mba hampanetry tena anao+ sy hitsapana anao+ mba hahalalana izay ao am-ponao,+ ka hahafantarana raha hitandrina ny didiny ianao na tsia.