Eksodosy 40:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia ataovy manodidina ny tranolay ny tokotaniny,+ ka apetaho ny lamba fanakonana+ ny vavahadin’ny tokotany. Salamo 84:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Manimanina te ho any amin’ny tokotanin’ny tranolain’i Jehovah aho, ka trotraky ny alahelo.+Mihoby an’ilay Andriamanitra velona ny foko sy ny tenako manontolo.+ Salamo 92:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Hiroborobo ireo nambolena tao an-tranon’i Jehovah,+Sy tao an-tokotanin’ny tranon’Andriamanitsika.+
8 Dia ataovy manodidina ny tranolay ny tokotaniny,+ ka apetaho ny lamba fanakonana+ ny vavahadin’ny tokotany.
2 Manimanina te ho any amin’ny tokotanin’ny tranolain’i Jehovah aho, ka trotraky ny alahelo.+Mihoby an’ilay Andriamanitra velona ny foko sy ny tenako manontolo.+
13 Hiroborobo ireo nambolena tao an-tranon’i Jehovah,+Sy tao an-tokotanin’ny tranon’Andriamanitsika.+