Levitikosy 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny+ ny fananany. Aza tazonina any aminao mandritra ny alina ka mandra-maraina ny karaman’olona karamainao.+ Ohabolana 22:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Aza mandroba ny mahantra satria mahantra izy,+ ary aza mampahory ny ory eo am-bavahady.+ Jeremia 7:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 ary tsy ampijalinareo ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena,+ ary raha tsy mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny ianareo eto amin’ity toerana ity,+ sady tsy manaraka andriamani-kafa ka hahatonga loza aminareo,+
13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny+ ny fananany. Aza tazonina any aminao mandritra ny alina ka mandra-maraina ny karaman’olona karamainao.+
6 ary tsy ampijalinareo ny mpivahiny sy ny kamboty ray ary ny mpitondratena,+ ary raha tsy mandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny ianareo eto amin’ity toerana ity,+ sady tsy manaraka andriamani-kafa ka hahatonga loza aminareo,+