Ohabolana 22:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Azo antoka fa hahantra izay manambaka ny mahantra mba hitomboan’ny fananany,+ sy izay manome ho an’ny manankarena.+ Marka 10:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Fantatrao ny didy hoe: ‘Aza mamono olona.+ Aza manitsakitsa-bady.+ Aza mangalatra.+ Aza mijoro ho vavolombelona mandainga.+ Aza manambaka.+ Hajao ny rainao sy ny reninao.’”+
16 Azo antoka fa hahantra izay manambaka ny mahantra mba hitomboan’ny fananany,+ sy izay manome ho an’ny manankarena.+
19 Fantatrao ny didy hoe: ‘Aza mamono olona.+ Aza manitsakitsa-bady.+ Aza mangalatra.+ Aza mijoro ho vavolombelona mandainga.+ Aza manambaka.+ Hajao ny rainao sy ny reninao.’”+