Salamo 89:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Andriamanitra tokony hohajaina izy, eo anivon’ireo masina mpinamana akaiky.+Be voninahitra sy mendrika hatahorana izy, eo amin’izay rehetra manodidina azy.+ Ohabolana 8:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+ Hebreo 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa satria hahazo fanjakana tsy azo hozongozonina+ isika, dia aoka hohazonintsika ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izay entintsika manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra amin’ny fomba ankasitrahany, amin-tahotra sy amim-panajana.+
7 Andriamanitra tokony hohajaina izy, eo anivon’ireo masina mpinamana akaiky.+Be voninahitra sy mendrika hatahorana izy, eo amin’izay rehetra manodidina azy.+
13 Midika ho fankahalana ny ratsy ny fahatahorana an’i Jehovah.+ Halako ny fanambonian-tena sy ny fireharehana+ sy ny fanao ratsy ary ny vava fandainga.+
28 Koa satria hahazo fanjakana tsy azo hozongozonina+ isika, dia aoka hohazonintsika ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa izay entintsika manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra amin’ny fomba ankasitrahany, amin-tahotra sy amim-panajana.+