1 Samoela 2:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Aza manao teny an’avona loatra ianareo,Aoka tsy hisy teny tsy voahevitra haloaky ny vavanareo,+Fa Andriamanitry ny fahalalana i Jehovah,+Ary izay atao dia tombanany+ ara-drariny. Salamo 101:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ataoko tsy mahateny intsony+Izay olona manendrikendrika mangingina ny namany.+Tsy zakako+Izay olona manana maso miandranandrana sy fo mirehareha.+ Ohabolana 11:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ho afa-baraka izay manambony tena,+ fa izay manetry tena kosa no hendry.+ 1 Petera 5:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+
3 Aza manao teny an’avona loatra ianareo,Aoka tsy hisy teny tsy voahevitra haloaky ny vavanareo,+Fa Andriamanitry ny fahalalana i Jehovah,+Ary izay atao dia tombanany+ ara-drariny.
5 Ataoko tsy mahateny intsony+Izay olona manendrikendrika mangingina ny namany.+Tsy zakako+Izay olona manana maso miandranandrana sy fo mirehareha.+
5 Ary ianareo tanora koa, maneke+ ny zokiolona. Aoka ianareo rehetra samy hitafy fanetren-tena eo amin’ny fifandraisanareo,+ satria Andriamanitra manohitra ny manambony tena, fa maneho hatsaram-panahy tsy manam-paharoa kosa amin’ny manetry tena.+