Eksodosy 29:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary izao no hampiarahina amin’ilay ondrilahy voalohany: Lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha+ afangaro amin’ny menaka ampahefatry ny hina* avy amin’ny oliva voatoto, ary koa divay ampahefatry ny hina ho fanatitra zava-pisotro.+ Levitikosy 2:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “‘Raha misy olona* manolotra fanatitra varimbazaha*+ ho an’i Jehovah, dia tokony ho lafarinina tsara toto+ izany, ary horarahany menaka sy hasiany ditin-kazo manitra eo amboniny, Levitikosy 9:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Avy eo, dia natolony ny fanatitra varimbazaha+ ary nakany eran-tanan’ila, ka nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka. Ankoatra an’ilay fanatitra dorana tamin’ny maraina izany.+ Nomery 28:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Ny ondrilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra varimbazaha, izay lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha,+ nafangaro menaka ampahefatry ny hina avy amin’ny oliva voatoto.+
40 Ary izao no hampiarahina amin’ilay ondrilahy voalohany: Lafarinina tsara toto ampahafolon’ny efaha+ afangaro amin’ny menaka ampahefatry ny hina* avy amin’ny oliva voatoto, ary koa divay ampahefatry ny hina ho fanatitra zava-pisotro.+
2 “‘Raha misy olona* manolotra fanatitra varimbazaha*+ ho an’i Jehovah, dia tokony ho lafarinina tsara toto+ izany, ary horarahany menaka sy hasiany ditin-kazo manitra eo amboniny,
17 Avy eo, dia natolony ny fanatitra varimbazaha+ ary nakany eran-tanan’ila, ka nodorany teo ambony alitara mba hidona-tsetroka. Ankoatra an’ilay fanatitra dorana tamin’ny maraina izany.+
5 Ny ondrilahy tsirairay dia hampiarahina amin’ny fanatitra varimbazaha, izay lafarinina tsara toto+ ampahafolon’ny efaha,+ nafangaro menaka ampahefatry ny hina avy amin’ny oliva voatoto.+