Hebreo 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa raha ny ran’osilahy+ sy ny ran’ombilahy+ ary ny lavenom-bantotr’ombivavy+ izay nafafy teo amin’izay naloto+ aza manamasina ka tonga hatramin’ny fanadiovana ny nofo,+ 1 Petera 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy noho ny fanamasinan’ny fanahy,+ eny, voafidy mba hankatò sy hofafazana+ ny ran’i Jesosy Kristy.+ Hampitomboina anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana ho azonareo!+
13 Fa raha ny ran’osilahy+ sy ny ran’ombilahy+ ary ny lavenom-bantotr’ombivavy+ izay nafafy teo amin’izay naloto+ aza manamasina ka tonga hatramin’ny fanadiovana ny nofo,+
2 araka ny efa fantatr’Andriamanitra Ray mialoha,+ sy noho ny fanamasinan’ny fanahy,+ eny, voafidy mba hankatò sy hofafazana+ ny ran’i Jesosy Kristy.+ Hampitomboina anie ny hatsaram-panahy tsy manam-paharoa sy ny fiadanana ho azonareo!+