Levitikosy 6:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mikasika ny hena atao fanatitra.+ Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra,+ dia hosasanao ao amin’ny toerana masina ilay akanjo.+ Hebreo 12:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 sy Jesosy ilay mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao;+ ary ny ra nafafy+ izay miteny tsara kokoa noho ny ran’i Abela.+
27 “‘Ho masina ny zava-drehetra mikasika ny hena atao fanatitra.+ Ary raha misy akanjo ipitihan’ny ran’ilay fanatitra,+ dia hosasanao ao amin’ny toerana masina ilay akanjo.+
24 sy Jesosy ilay mpanelanelana+ amin’ny fifanekena vaovao;+ ary ny ra nafafy+ izay miteny tsara kokoa noho ny ran’i Abela.+