Levitikosy 19:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny+ ny fananany. Aza tazonina any aminao mandritra ny alina ka mandra-maraina ny karaman’olona karamainao.+
13 Aza manambaka olona,+ na maka an-keriny+ ny fananany. Aza tazonina any aminao mandritra ny alina ka mandra-maraina ny karaman’olona karamainao.+