Levitikosy 14:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia hasain’ny mpisorona haka an’ireto ilay olona mba hidiovany: Vorona+ roa madio sady velona, rantsankazo sedera,+ kofehy mena midorehitra*+ ary hysopa.+ Levitikosy 14:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Dia haka vorona+ roa sy rantsankazo sedera+ sy kofehy mena midorehitra+ ary hysopa izy, hanadiovana ilay trano ho afaka amin’ny ota.
4 dia hasain’ny mpisorona haka an’ireto ilay olona mba hidiovany: Vorona+ roa madio sady velona, rantsankazo sedera,+ kofehy mena midorehitra*+ ary hysopa.+
49 Dia haka vorona+ roa sy rantsankazo sedera+ sy kofehy mena midorehitra+ ary hysopa izy, hanadiovana ilay trano ho afaka amin’ny ota.