Eksodosy 15:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary naka ampongatapaka+ i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona.+ Nivoaka nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, nitondra ampongatapaka sady nandihy.+ Nomery 26:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Ary ny anaran’ny vadin’i Amrama dia Jokebeda,+ zanakavavin’i Levy izay naterany tany Ejipta. I Jokebeda kosa niteraka an’i Arona sy Mosesy ary Miriama+ anabaviny, izay samy naterany tamin’i Amrama. Mika 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nitondra anao niakatra avy tany Ejipta aho,+ ary avy tao amin’ny trano fanandevozana no nanavotako anao.+ Ary naniraka an’i Mosesy sy Arona ary Miriama aho mba handeha teo alohanao.+
20 Ary naka ampongatapaka+ i Miriama mpaminanivavy, anabavin’i Arona.+ Nivoaka nanaraka azy koa ny vehivavy rehetra, nitondra ampongatapaka sady nandihy.+
59 Ary ny anaran’ny vadin’i Amrama dia Jokebeda,+ zanakavavin’i Levy izay naterany tany Ejipta. I Jokebeda kosa niteraka an’i Arona sy Mosesy ary Miriama+ anabaviny, izay samy naterany tamin’i Amrama.
4 Nitondra anao niakatra avy tany Ejipta aho,+ ary avy tao amin’ny trano fanandevozana no nanavotako anao.+ Ary naniraka an’i Mosesy sy Arona ary Miriama aho mba handeha teo alohanao.+