Eksodosy 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary anaovy fitafiana masina i Arona rahalahinao, mba hanomezana azy voninahitra sy hatsaran-tarehy.+ Eksodosy 29:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 “Ireo fitafiana masin’i+ Arona dia hanaovan’izay taranany+ mandimby azy, amin’ny fotoana hanosorana+ sy hanomezana fahefana azy ho mpisorona.+ Hebreo 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Maro ny mpisorona tsy maintsy nifandimby,+ satria tsy navelan’ny fahafatesana+ haharitra ho mpisorona izy ireo.
2 Ary anaovy fitafiana masina i Arona rahalahinao, mba hanomezana azy voninahitra sy hatsaran-tarehy.+
29 “Ireo fitafiana masin’i+ Arona dia hanaovan’izay taranany+ mandimby azy, amin’ny fotoana hanosorana+ sy hanomezana fahefana azy ho mpisorona.+
23 Maro ny mpisorona tsy maintsy nifandimby,+ satria tsy navelan’ny fahafatesana+ haharitra ho mpisorona izy ireo.