Nomery 22:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Dia hoy i Balama tamin’ireo: “Mijanòna eto anio alina, dia homeko valiny ianareo araka izay holazain’i Jehovah amiko.”+ Koa nijanona tao amin’i Balama ireo andrianan’i Moaba.
8 Dia hoy i Balama tamin’ireo: “Mijanòna eto anio alina, dia homeko valiny ianareo araka izay holazain’i Jehovah amiko.”+ Koa nijanona tao amin’i Balama ireo andrianan’i Moaba.