Nomery 22:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 ‘Tonga eto amiko ilay vahoaka nivoaka avy tany Ejipta, ary mandrakotra ny tany hatrany amin’izay faran’ny taza-maso izy ireo.+ Koa tongava ka ozòny ireo.+ Angamba aho ho afaka hiady aminy ka handroaka azy.’” Nomery 23:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: “Fa inona izao ataonao amiko izao? Ny hanozona ny fahavaloko no nakako anao, nefa vao mainka mitso-drano azy indray ianao!”+ Deoteronomia 23:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Tsy nanampy anareo+ mantsy izy ireo ka tsy nanome anareo mofo sy rano teny an-dalana, fony ianareo nivoaka avy tany Ejipta.+ Ary nokaramainy hanozona anareo i Balama+ zanak’i Beora, avy any Petora, any Mezopotamia. Josoa 24:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary niady tamin’ny Israely i Balaka zanak’i Zipora,+ mpanjakan’i Moaba.+ Koa nampanantsoiny i Balama zanak’i Beora, mba hanozona anareo.+ Nehemia 13:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tsy mba nitsena ny zanak’Israely mantsy izy ireo na nanome mofo+ sy rano+ azy. Nanakarama an’i Balama+ kosa izy ireo mba hanozona azy,+ nefa novan’Andriamanitray ho tsodrano ilay ozona.+
11 ‘Tonga eto amiko ilay vahoaka nivoaka avy tany Ejipta, ary mandrakotra ny tany hatrany amin’izay faran’ny taza-maso izy ireo.+ Koa tongava ka ozòny ireo.+ Angamba aho ho afaka hiady aminy ka handroaka azy.’”
11 Dia hoy i Balaka tamin’i Balama: “Fa inona izao ataonao amiko izao? Ny hanozona ny fahavaloko no nakako anao, nefa vao mainka mitso-drano azy indray ianao!”+
4 Tsy nanampy anareo+ mantsy izy ireo ka tsy nanome anareo mofo sy rano teny an-dalana, fony ianareo nivoaka avy tany Ejipta.+ Ary nokaramainy hanozona anareo i Balama+ zanak’i Beora, avy any Petora, any Mezopotamia.
9 Ary niady tamin’ny Israely i Balaka zanak’i Zipora,+ mpanjakan’i Moaba.+ Koa nampanantsoiny i Balama zanak’i Beora, mba hanozona anareo.+
2 Tsy mba nitsena ny zanak’Israely mantsy izy ireo na nanome mofo+ sy rano+ azy. Nanakarama an’i Balama+ kosa izy ireo mba hanozona azy,+ nefa novan’Andriamanitray ho tsodrano ilay ozona.+