Nomery 25:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Sambory ny lohandohany rehetra eo amin’ny vahoaka ka vonoy ary asehoy miharihary eo anatrehan’i Jehovah,+ tandrifin’ny masoandro, ny fatiny, mba tsy hirehitra amin’ny Israely intsony ny fahatezeran’i Jehovah.” Deoteronomia 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 “Ny masonareo no nahita izay nataon’i Jehovah tamin’ilay raharaha momba an’i Balan’i Peora.+ Koa hitanareo fa naringan’i Jehovah Andriamanitrareo tsy ho eo aminareo, izay rehetra nanaraka an’i Balan’i Peora.+ 1 Korintianina 10:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary aoka isika tsy hijangajanga, toy ny nijangajangan’ny sasany tamin’ireny,+ ka telo arivo sy roa alina taminy no maty tao anatin’ny iray andro.+
4 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Sambory ny lohandohany rehetra eo amin’ny vahoaka ka vonoy ary asehoy miharihary eo anatrehan’i Jehovah,+ tandrifin’ny masoandro, ny fatiny, mba tsy hirehitra amin’ny Israely intsony ny fahatezeran’i Jehovah.”
3 “Ny masonareo no nahita izay nataon’i Jehovah tamin’ilay raharaha momba an’i Balan’i Peora.+ Koa hitanareo fa naringan’i Jehovah Andriamanitrareo tsy ho eo aminareo, izay rehetra nanaraka an’i Balan’i Peora.+
8 Ary aoka isika tsy hijangajanga, toy ny nijangajangan’ny sasany tamin’ireny,+ ka telo arivo sy roa alina taminy no maty tao anatin’ny iray andro.+