4 Ary niseho teo anatrehan’i Eleazara+ mpisorona sy Josoa zanak’i Nona ary ny mpiadidy izy ireo, ka niteny hoe: “I Jehovah no efa nandidy an’i Mosesy hanome anay lova eo amin’ireo anadahinay.”+ Koa nomena lova teo amin’ny rahalahin-drainy izy ireo, araka ny baikon’i Jehovah.+