19 Dia hafafin’ilay olona madio amin’ilay olona maloto ilay rano, amin’ny andro fahatelo sy amin’ny andro fahafito, ka hodioviny ho afaka amin’ny ota izy amin’ny andro fahafito.+ Ary hanasa ny akanjony izy ka handro amin’ny rano, dia hadio izy amin’ny hariva.