20 Hoy koa i Jehovah tamin’i Arona: “Tsy hanana lova ao amin’ny tanin’izy ireo ianao, ary tsy hisy anjaranao eo aminy.+ Fa izaho no anjaranao sy lovanao eo amin’ny zanak’Israely.+
29 Avy amin’ny fanomezana rehetra omena anareo no hakanareo ny tsara indrindra,+ ka hanomezanareo ny karazam-panomezana rehetra ho an’i Jehovah, ho zava-masina.’